Fiteny galisiana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny fiteny galisiana dia fiteny rômana ampiasaina amin' ny fomba mahazatra any Galicia (any Espaina), ary koa any amin' ny tapany andrefana amin' i Asturias, any amin' ny faritanin' i León sy Zamora ary any amin'ny toerana telo ao Extremadura. Any Galicia dia manana ny satan' ny fiteny manokana izy, ary miaraka ampiasaina amin' ny fiteny kastiliana, izay fiteny ôfisialin' ny fanjakana. Ny fiteny galisiana dia ampiasain' ny zanaka am-pielezana galisiana any amin' ny faritra hafa ao Espaina, indrindra fa any Catalonia, ary koa any amin' ny faritra hafa amin' izao tontolo izao, indrindra fa any Amerika Latina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]